Malagasy
Malagasy: Price Negotiation – Taxi
Price Negotiation: Taxi
Salama! Afaka ve ianao? | Hello! Are you available? | |
Eny, afaka. | Yes, available. | |
Mila mankany amin’ny Centre-Ville aho. Fantatrao ve io? | I need to go to Centreville. Do you know it? | |
Hitanao ve? | Do you see/know that? | mitady – to find |
Eny, fantatro izany. | Yes, I know it. | |
Hoatrinona mandroso sy miverina? | How much for back and forth (aller-retour)? | |
Dimy alina. | Fifty thousand. | |
Lafo be! Afaka mandeha eny Ivandry aho ary miverina ary amin’ny hotely. Ataovy roa alina ariary. | Too expensive! I could go to Ivandry and back and to a restaurant. Make it twenty thousand. | ataovy – make it [imperative] |
Efatra alina. | Forty thousand. | |
Tsy mety. Ataovy telo alina. | That doesn’t work. Make it thirty. | |
Eny, telo alina. | Yes, thirty. | |