Malagasy

Malagasy: Food – Baking and Dining

Baking

Ny sakafo tiako indrindra dia ny baklava. My favorite food is baklava.
Ny sakafo farany tiako dia ny baklava. The food that I like the most is baklava.
Mila koba filô, izay koba tena manify ianao rehefa manao baklava. To make baklava, you need thin filo dough, which is dough that is very thin.
Asio paty na koba filô ary asiana dibera mafana, avy eo asio koba filô indray ary asiana dibera mafana ary averina in-roa ambin’ny folo izany. You add a sheet of filo dough and add hot butter, then repeat this twelve times. asio – add (when something is empty)
Avy eo, asio noyer voatoto misy kanelina sy siramamy. Then, add ground nuts with cinnamon and sugar. ampio – add (more)
Tiako koa rehefa asiana nutmeg sy lavanila. I also like to add nutmeg and vanilla. rehefa – when
Avy eo asio paty na koba filô sy dibera roa ambin’y folo. Then add twelve more sheets of filo dough and butter.
Andrahoina dimy ambin’ny efa polo minitra mba hahatonga azy menafify. Bake for 45 minutes to make it golden. menafify – golden (for baking)
Andrahoina manditry ny dimy ambin’ny efa polo minitra mba hahatonga azy menafify. Bake for 45 minutes’ duration to make it golden.
Avy eo mampangotraka rano sy siramamy mba hanaovana sirop. Then, boil water and sugar to make a syrup. mitanika – to distill

mampangotraka – to boil

Arotsahy amin’ny baklava izany. Add this to the baklava.
Rehefa matimaty dia hanina. When it is temperate, eat it. rehefa (pron: refa) – 
Rehefa tsy mafana be dia hanina. When it is not too hot, eat it.  
Rehefa mangatsiaka dia hanina. When it is cool, eat it.  

Dinner

Amin’ny sakafo hariva dia, mila mihinina hena aho satria ny dokoterako niteny ahy izany. For dinner, I need to eat meat because my doctor told me to do that.
Noho izany, handeha ho any an-tsena aho. Therefore, I will go to the market.
Tiako hen’omby, hena kisoa, ary hen’akoho, fa tsy tiako ny trondro avy eto Tana satria tsy tsara. I like beef, pork, and chicken, but I do not like the fish in Tana [when in Tana] because it is not fresh.
Tiako hen’omby, hena kisoa, ary hen’akoho, fa tsy tiako ny trondro avy any Tana satria tsy tsara. I like beef, pork, and chicken, but I do not like the fish in Tana [when not in Tana] because it is not fresh.
Raha hankany Mahajanga anefa aho, dia hividy sy hihinana trondro. If I go to Mahajanga, however, I will buy and eat the fish.
Tsy hihinana gidro aho satria mahafatifaty izy ireo, ary satria voarara ny mihinana gidro. I will not eat lemur because they are cute, and because eating lemur is forbidden [by law]. fady – taboo

voarara – forbidden [by law]

License

Icon for the Creative Commons Attribution-NonCommercial-ShareAlike 4.0 International License

Resources for Self-Instructional Learners of Less Commonly Taught Languages Copyright © by University of Wisconsin-Madison Students in African 671 is licensed under a Creative Commons Attribution-NonCommercial-ShareAlike 4.0 International License, except where otherwise noted.