Malagasy
Malagasy: Medical 6 – Dialogues 2
| Salama, Dokotera! | Hello, Doctor! | |
| Salama, John. Inona no olana? | Hello, John. What is the problem? | |
| Nianjera aho ary voadona ny orona. Mandeha rà izany. | I slipped and I hit my nose. It is bleeding. | |
| Mipetraha. Miandrandra ny lohanao. | Sit down. Tilt your head back. | |
| Hikasika ny oronao aho. | I am going to touch your nose. (Lit: I will touch your nose.) | |
| Ay! Marary izany! | Ouch! That hurts! | |
| Mihazona. | Hold still. | |
| Ankehitriny dia mankarary kokoa! Vao mainka maharary izany izao! [common] | Now it hurts more! | |
| Vaky ny oronao. | Your nose is broken. | |
| An! | Oh, no! | |
| Ary koa, taiza no nahazoanao ireo mangana eo amin’ny sandrinao ireo? | Also, where did you get these bruises on your arm? | Using present for “eo amin’ny” because the bruises are still there. | 
| Nianjera tokoa ve ianao sa niady? | Did you really fall, or were you in a fight? | |
| Eny, niady aho tany am-pianarana. | Yes, I was in a fight at school. | |
| Azafady, John. Tokony hajanonao izany. Tsy mahasalama izany. | John, you should stop that. It is not being healthy. | |
| Satria ny namako niantso ny reniko hoe matavy. | It was because my friend called my mother fat. | |
| Indray? | Again? | |
| Eny. Afaka mahazo fanafody ve aho azafady? | Yes. Can I have some medicine, please? | |
| Tsia. Ity misy ranomandry. Ataovy amin’ny oronao izany. | No. Here is some ice. Put it to your nose. | |
