Malagasy
Malagasy: Price Negotiation – Eggs
Price Negotiation: Eggs
| Malagasy | English | Key Vocabulary |
| Manana atody ve ianao? | Do you have eggs? | manana – to have |
| Eny, manana atody aho. | Yes, I have eggs. | atody – egg(s) |
| Tsy manana atody aho. | No, I don’t have eggs. | tsy – no |
| Hoatrinona ny atody? | How much are the eggs? | hoatrinona – how much? |
| Eninjato Ariary ny atody. | Six hundred Ariary per egg. | enina – six
jato – hundred |
| Ny atody dia eninjato Ariary avy. | Each egg [costs] six hundred Ariary each. | avy – each |
| Lafo be! Mety mora kokoa! | Too expensive! Make it cheaper! | lafo – expensive
mora – cheap mety – to make kokoa – [adj + ] better |
| Lafo be! Mety midina! | Too expensive! Make it better! | midina – to decrease
mihatsara – getting better |
| Mety dimanjato. | Make it five hundred. | dimy – five |
| Ataovy efa-jato. | Make it four hundred. | ataovy – to make (imperative)
efatra – four |
| Haka telonjato ve ianao? | Will you take three hundred? | telo – three |
| Tsara. | Okay/good. | |
| Mety. | [That] works. | |
| Atody roa ambin’ny folo azafady. | Twelve eggs, please. | ambin’ny – and (for compound numbers) |
| Misaotra betsaka! | Many thanks! | misaotra – thanks
betsaka – many (countable) |